plt_tq/job/19/03.md

8 lines
210 B
Markdown

# Impiry ireo naman'i Joba no efa nandatsa azy?
Efa nandatsa azy im-polo izy ireo.
# Tokony ho fahadisoan'iza izany raha efa nania i Joba?
Joba dia milaza fa ny fahadisoana dia tokony ho fahadisoany ihany.