plt_tq/job/10/04.md

8 lines
303 B
Markdown

# Karaza-maso toy ny inona no anontanian'i Joba raha mba manana Andriamanitra?
Joba dia manontany Azy raha mba manana maso-nofo sy mahita toy ny fahitan'ny olona Izy.
# Inona no lazain'i Joba fa karohin'Andriamanitra sy enjehiny?
Andriamanitra dia mikaroka ny helok'i Joba ary manenjika ny fahotany.