plt_tq/job/02/09.md

8 lines
297 B
Markdown

# Inona no tian'nhy vadin'i Joba hataony?
Ny vadin'i Joba dia naniry azy mba hanozona an'Andriamanitra ary ho faty.
# Inona no fanamelohana naton'i Joba tamin'ny vadiny?
Nanameloka azy ny amin'ny fiheverany fa tokony ho ny tsara ihany no raisin'izy ireo eo an-tanan'Andriamanitra fa tsy ratsy.