plt_tq/job/02/07.md

8 lines
290 B
Markdown

# Ahoana no nampahorian'i Satana ny vatan'i Joba?
Nampahory an'i Joba tamin'ny vay ratsy hatreny am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany izy.
# Inona no naton'i Joba mba hiatrehany ny fanaintainan'ny fahoriany?
Naka tavim-bilany izy ary nihaokaotra raha nipetraka teo amin'ny lavenona.