plt_tq/jhn/20/26.md

8 lines
404 B
Markdown

# Oviana no nahitan'i Tomasy an'i Jesosy?
Valo andro taty aoriana dia niaraka tamin'ireo mpianatra hafa Tomasy rehefa tonga Jesosy raha nihidy ny varavarana ary nijoro teo amin'izy ireo.
# Inona no nasain'i Jesosy nataon'i Tomasy?
Jesosy niteny an'i Tomasy mba hanatona ary hametraka ny ratsan-tanany eo amin'ny lanivoan'i Jesosy. Avy eo Jesosy niteny tamin'i Tomasy mba tsy ho kely finoana, fa hino.