forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
425 B
Markdown
8 lines
425 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Jesosy fa ho ataony amin'ireo mpianatra?
|
|
|
|
Nilaza Jesosy fa haniraka ireo mpianatra Izy tahaka ny nanirahan'ny Ray Azy.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Jesosy tamin'ireo mpianany taorian'Izy nitsoka ny fofon'ainy tamin'izy ireo?
|
|
|
|
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe: "Raiso ny Fanahy Masina. Na helok'iza na helok'iza avelanareo, dia ho voavela izy ireo; ary na an'iza na an'iza tsy avelanareo, dia tsy voavela izy ireo."
|