plt_tq/jhn/19/38.md

8 lines
315 B
Markdown

# Iza no tonga sy nangataka ny haka ny vatan'i Jesosy?
Josefa avy ao Arimatia no nangataka tamin'i Pilato mba hahafahany mitondra ny vata-mangatsikan'i Jesosy.
# Iza no tonga niaraka tamin'i Josefa avy ao Arimatia mba haka ny vata-mangatsikan'i Jesosy?
Nikodemosy no tonga niaraka tamin'i Josefa avy ao Armatia.