forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
427 B
Markdown
8 lines
427 B
Markdown
# Inona no nataon'ireo miaramila tamin'ny ankanjon'i Jesosy?
|
|
|
|
Nozarain'ireo miaramila ho efatra ny ankanjon'i Jesosy, iray avy isaky ny miaramila. Fa niloka izy ireo mba ahitana hoe iza no hahazo ny akanjon'i Jesosy.
|
|
|
|
# Nahoana ireo Jiosy no nanao izay nataon'izy ireo tamin'ny ankanjon'i Jesosy?
|
|
|
|
Nitranga izany mba ho tanteraka ny Soratra Masina izay milaza hoe: "Nifampizaran'izy ireo ny lambako ary nilokany ny fitafiako."
|