plt_tq/jhn/18/17.md

4 lines
350 B
Markdown

# Iza no nanontany an'i Petera raha mpianatr'i Jesosy izy na niaraka tamin'i Jesosy?
Ilay vehivavy niandry vavahady teo an-kianja, ny olona nijoro nanodidina ny afo ary ny iray tamin'ireo mpanompon'ny mpisoronabe, izay havan'ilay lehilahy notapahan'i Petera ny sofiny, dia nanontany avokoa raha niaraka tamin'i Jesosy na mpianatr'i Jesosy i Petera.