plt_tq/jhn/12/17.md

4 lines
255 B
Markdown

# Nahoana ireo vahoaka tao amin'ny firavoravoana no nivoaka hihaona amin'i Jesosy?
Nivoaka hihaona tamin'i Jesosy izy ireo satria ren'izy ireo avy tamin'ny fanatreha-maso fa niantso an'i Lazarosy hivoaka ny fasana Jesosy ary nanangana azy tamin'ny maty.