plt_tq/jhn/11/43.md

4 lines
191 B
Markdown

# Inona no nitranga tamin'i Jesosy nihiaka tamin'ny feo mafy hoe: "Lazarosy, mivoaha!"?
Nivoaka ilay lehilahy maty, nisy fehim-paty ny tongony sy ny tanany, ary voafehy lamba koa ny tavany.