# Inona no eritreretin'i Marta fa ho ataon'Andriamanitra ho an'i Jesosy?
Hoy Marta hoe: "Na dia izao ankehitriny izao aza, dia fantatro fa na inona na inona angatahinao amin'Andriamanitra, dia homeny anao izany."