forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
591 B
Markdown
12 lines
591 B
Markdown
# Inona no nataon'i Jesosy rehefa reny fa voaroaka tao amin'ny Synagoga ilay lehilahy izay jamba teo aloha?
|
|
|
|
Lasa nandeha nijery ilay lehilahy Izy ary nahita azy.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Jesosy an'ilay lehilahy izay jamba teo aloha taorian'ny nahitany azy?
|
|
|
|
Nanontany an'ilay lehilahy Izy raha mino an'ilay Zanak'Olona ary avy eo niteny ilay lehilahy izay jamba teo aloha fa Izy (Jesosy) no Zanak'Olona.
|
|
|
|
# Ahoana no namalian'ilay lehilahy izay efa jamba ny fampahafantarana fa Jesosy ilay Zanak'Olona?
|
|
|
|
Ilay lehilahy jamba teo aloha niteny tamin'i Jesosy fa nino izy ary nidera an'i Jesosy.
|