plt_tq/jhn/09/26.md

4 lines
237 B
Markdown

# Inona ireo fanontaniana napetrak'ireo Fariseo tamin'ilay lehilahy izay jamba teo aloha?
Hoy ilay lehilahy izay jamba teo aloha hoe: "Nahoana ianareo no te-hieno izany indray? Te-ho isan'ny mpianany ihany koa ve ianareo, sa tsy izany?