plt_tq/jhn/09/13.md

12 lines
361 B
Markdown

# Inona no nataon'ny olona izay niaraka tamin'ilay jamba mpangataka teo aloha?
Nentin'izy ireo tany amin'ireo Fariseo ilay lehilahy.
# Oviana no nitranga ilay fanasitranana?
Tamin'ny andro Sabata no nitranga ny fanasitranana ilay lehilahy jamba.
# Inona no nanontanian'ireo Fariseo an'ilay lehilahy jamba teo aloha?
Nanontany ny fomba nahiratany izy ireo.