forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
365 B
Markdown
8 lines
365 B
Markdown
# Inona no nataon'i Jesosy sy nolazainy tamin'ilay lehilahy jamba?
|
|
|
|
Nandrora tamin'ny tany Jesosy, nanao feta ary nanosotra ny mason'ilay lehilahy tamin'ilay feta. Avy eo Jesosy niteny tamin'ilay lehilahy mba handeha hisasa eny amin'ny ranon'i Siloama.
|
|
|
|
# Inona no nitranga taorian'ny nisasan'ilay lehilahy jamba tao amin'ny ranon'i Siloama?
|
|
|
|
Nahiratra indray izy.
|