plt_tq/jhn/09/01.md

4 lines
195 B
Markdown

# Inona no hevitr'ireo mpianatra ny amin'ny antony nahateraka jamba an'ilay lehilahy?
Ireo mpianatra dia milaza fa ny antony naha-jamba an'ilay lehilahy dia nanota izy na ireo ray aman-dreniny.