forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
442 B
Markdown
8 lines
442 B
Markdown
# Ahoana no nilazan'i Jesosy fa ireo Jiosy izay nino Azy dia afaka mahafantatra fa tena mpianany tokoa izy ireo?
|
|
|
|
Afaka mahafantatra izy ireo hoe tena mpianatr'i Jesosy amin'ny fitoerana amin'ny teniny.
|
|
|
|
# Inona no noheverin'ireo Jiosy izay nino an'i Jesosy fa tian'i Jesosy tenenina tamin'Izy niteny hoe: "... ary ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hanafaka anareo."?
|
|
|
|
Nieritreritra ireo Jiosy fa niresaka fanandevozan'ny olona Jesosy.
|