plt_tq/jhn/08/09.md

8 lines
405 B
Markdown

# Inona no nataon'ny olona taorian'ny niresahan'i Jesosy tamin'izy ireo momba izay tokony hitora-bato voalohany an'ilay vehivavy tratra nijangajanga?
Taorian'ny niresahan'i Jesosy dia nivoaka tsirairay izy ireo, nanomboka tamin'ny zokiny indrindra ka hatrany amin'ny farany.
# Inona no nasain'i Jesosy nataon'ilay vehivavy (tratra nijangajanga)?
Nasain'i Jesosy nandeha izy ary mba tsy hanota intsony.