plt_tq/jhn/08/07.md

4 lines
267 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jesosy tamin'ireo mpanora-dalàna sy Fariseo taorian'ny nametrahan'izy ireo fanontaniana tamin'i Jesosy momba ilay vehivavy tratra nijangajanga?
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Izay tsy nanota taminareo, aoka izy no hitora-bato azy voalohany."