plt_tq/jhn/08/01.md

4 lines
269 B
Markdown

# Tamin'i Jesosy nampianatra ny olona tao an-tempoly dia inona no nataon'ireo mpanora-dalàna sy Fariseo?
Nitondra vehivavy tratra nijangajanga izy ireo ary nametraka azy teo afovoan'izy ireo ka nanontany an'i Jesosy izay tiany lazaina momba azy (mba hitsaràna azy).