plt_tq/jhn/06/19.md

8 lines
337 B
Markdown

# Nahoana ireo mpianatra no nanomboka natahotra?
Natahotra izy ireo satria nahita an'i Jesosy nandeha teo ambonin'ny ranomasina ary nanatona nanakaiky ny sambo.
# Inona no nolazain'i Jesosy tamin'ireo mpianatra ka nahatonga azy ireo vonona handray Azy ho ao an-tsambo?
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Izaho ihany ity! Aza matahotra."