plt_tq/jhn/04/17.md

8 lines
305 B
Markdown

# Ahoana no namalian'ilay vehivavy an'i Jesosy tamin'Izy niteny azy mba hiantso ny vadiny?
Niteny tamin'i Jesosy ilay vehivavy hoe tsy manambady izy.
# Inona no lazain'i Jesosy momba ilay vehivavy?
Nilaza taminy Izy fa nanana vady dimy izy ary tsy vadiny ilay lehilahy iray izay hiarahany ankehitriny.