forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
394 B
Markdown
8 lines
394 B
Markdown
# Nahoana ilay vehivavy Samaritana no gaga fa niresaka taminy Jesosy?
|
|
|
|
Gaga izy satria ireo Jiosy dia tsy misy hifandraisana amin'ireo Samaritana.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Jesosy mba hanovana ny resaka ho amin'ny zavatr'Andriamanitra?
|
|
|
|
Niteny taminy Jesosy fa raha nahafantatra ny fanomezan'Andriamanitra sy izay miresaka aminy izy, dia izy indray no hangataka ary Izy hanome rano velona ho azy.
|