forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
632 B
Markdown
12 lines
632 B
Markdown
# Nahoana ny olona no tsy maintsy tsaraina?
|
|
|
|
Tsy maintsy tsaraina ny olona satria tonga eto amin'izao tontolo izao ny fahazavana, nefa dia naleon'ny olombelona ny aizina toy izay ny mazava satria ratsy ireo asa nataony.
|
|
|
|
# Nahoana ireo manao ratsy no tsy manatona ny hazavana?
|
|
|
|
Mankahala ny hazavana ireo izay manao ratsy ary tsy tia manatona amin'izany satria tsy tian'izy ireo ho hita ny asan'izy ireo.
|
|
|
|
# Nahoana ireo manao ny marina no manatona ny hazavana?
|
|
|
|
Manatona ny hazavana izy ireo mba ho hita mazava tsara ny asan'izy ireo ary mba hampahafantarana fa ny asan'izy ireo dia nentina tamin'ny fankatoavana an'Andriamanitra.
|