forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
399 B
Markdown
8 lines
399 B
Markdown
# Ahoana no nanehoan'Andriamanitra ny fitiavany an'izao tontolo izao?
|
|
|
|
Nampiseho ny fitiavany tamin'ny alalan'ny fanomezana ny Zanany lahy tokana Izy, mba tsy ho very na iza na iza mino Azy fa hanana ny fiainana mandrakizay.
|
|
|
|
# Moa naniraka ny Zanany mba hanameloka izao tontolo izao Andriamanitra?
|
|
|
|
Tsia. Naniraka ny Zanany Andriamanitra mba ho voavonjy izao tontolo izao amin'ny alalan'ny Zanany.
|