plt_tq/jhn/01/12.md

8 lines
303 B
Markdown

# Inona no no nataon'izany fahazavana izany tamin'ireo izay nino ny anarany?
Nomeny fahefana ho tonga zanak'Andriamanitra ireo izay nino ny anarany.
# Ahoana no nahatonga ireo izay nino ny anarany ho zanak'Andriamanitra?
Tonga zanak'Andriamanitra izy ireo tamin'ny fahaterana avy amin'Andriamanitra.