plt_tq/jer/52/12.md

4 lines
202 B
Markdown

# Inona no nataon'i Nebokadnezara tany Jerosalema?
Nodorany ny tranon'i Yaveh, ny lapan'ny mpanjaka, ary ireo trano sy toerana manan--danja, ary nopotehany ny manda rehetra nanodidina an"i Jerosalema.