plt_tq/jer/52/09.md

4 lines
231 B
Markdown

# Nataon'ny mpanjakan'ny Babylonina inona i Zedekia sy ireo zanany lahy?
Novonoin'ny mpanjaka teo imasony ireo zanaka lahin'i Zedekia ary avy eo navoakany ny mason'i Zedekia, nofatorany taminny rojo vy, ary nentiny tany Babylona.