plt_tq/jer/50/35.md

4 lines
257 B
Markdown

# Inona no ho ataon'ireo miaramila fahavalo amin'i Babylona?
Hamely ireo mponina izy ireo, ireo manam-pahefana, ireo olon-kendry, sy ny olona rehetra. Hamely ireo mpaminany sandoka izy ireo, ireo lehilahy mpiady tena matanjaka, ary ireo soavaly sy kalesy.