plt_tq/jer/49/26.md

4 lines
199 B
Markdown

# Inona no hitranga rehefa handrehitra afo eo amin'ny rindrin'i Damaskosy Yaveh?
Handevona an'ireo fiarovana mafin'i Beni-hadada ny afo, ary ireo tovolahy sy ny lehilahy mpiady rehetra dia ho faty.