forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
396 B
Markdown
8 lines
396 B
Markdown
# Inona no ho lazain'ny mpitondra hafar'i Yaveh fa ho ataon'ireo firenena?
|
|
|
|
Ilay mpitondra hafatra dia nandeha teny amin'ireo firenena mba hilaza azy ireo mba ho vonona ho amin'ny ady ary hanafika an'i Edoma.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Yaveh tamin'ny vahoakan'i Edoma?
|
|
|
|
Nilaza Izy fa nataony firenena kely i Edoma raha ampitahaina amin'ireo firenena hafa ary ny olona tao dia nanao tsinotsinona Azy.
|