# Inona no nolazain'i Yaveh fa hitranga amin'ireo Moabita?
Nilaza izy fa handefa ireo fahavalo hanafika azy ireo ary hamongotra azy ireo.