plt_tq/jer/48/08.md

12 lines
334 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Yaveh fa hitranga amin'ireo tanànan'i Moaba?
Ho ravaina daholo izy ireo, tsy misy ho tafatsoaka amin'izy ireo.
# Inona no tsy maintsy hitranga amin'ireo tanànan'izy ireo?
Ho lasa tanàna lao izay tsy hisy honina.
# Ho ataon'i Yaveh inona ireo izay tsy mamono ireo Moabita ho Azy.
Hanozona azy ireo Yaveh.