plt_tq/jer/46/07.md

4 lines
163 B
Markdown

# Nampitahain'i Yaveh tamin'ny inona ny tafika Egyptiana?
Ilay tafika dia tahaka ny reniranon'i Neily rehefa manasafotra sy manimba ireo tanàna sy ireo mponina.