plt_tq/jer/44/26.md

8 lines
289 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jeremia an'ireo olona izay efa nanatanteraka ny voadiny?
Nolazainy tamin' izy ireo fa tsy hanompo an'i Yaveh intsony izy ireo, fa ho fatin'ny sabatra sy mosary.
# Inona no hitranga amin'ireo izay tsy matin'ny sabatra?
Hiverina avy any Egypta ho any Joda izy ireo.