plt_tq/jer/41/17.md

16 lines
458 B
Markdown

# Taiza no nalehan'i Johanana sy ireo vahoaka taorian'ny nandaozan'izy ireo an'i Mizpa?
Nankany Gerota Kimama izy ireo, izay teny akaikin'i Betlehema.
# Taiza no tian'i Johanana sy ireo olona ho aleha?
Naniry ny ho any Egypta izy ireo.
# Inona no antony nanirian'izy ireo andeha ho any Egypta?
Natahotra ireo Kaldeana izy ireo.
# Inona no natahoran'i Johanana sy ireo olona an'ireo Kaldeana?
Natahotra izy ireo satria Ismaela dia namono an'i Gedalia.