plt_tq/jer/41/01.md

8 lines
293 B
Markdown

# Nahoana Ismaela sy ireo lehilahy folo niaraka taminy no tonga nisakafo niaraka tamin'i Gedalia?
Te hamono an'i Gedalia izy ireo.
# Iza no no novonoin'Ismaela sy ireo lehilahiny folo?
Novonoin'izy ireo i Gedalia, ny Jodeana rehetra izay niaraka taminy, ary ny miaramila Kaldeana izay teo.