forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
279 B
Markdown
4 lines
279 B
Markdown
# Inona no nataon'ireo Jodeana rehefa nandre izy ireo fa ny mpanjakan'i Babylona dia efa namela ny sisan'i Joda hipetraka?
|
|
|
|
Niverina tao Joda ireo Jodeana avy any amin'ny toerana rehetra izay nanaparitahana azy ireo, ary nioty voaloboka sy voakazom-pahavaratra maro be izy ireo.
|