plt_tq/jer/36/16.md

8 lines
498 B
Markdown

# Inona no nitranga rehefa avy namaky ilay horonan-taratasy i Baroka?
Natahotra ireo lehilahy rehefa avy nandre an'i Baroka namaky izany ary nanapa-kevitra fa tsy maintsy mitatitra io teniny io any amin'ny mpanjaka.
# Inona no soso-kevitra natolotr'ireo manam-pahefana an'i Baroka rehefa avy niteny azy ireo izy fa nanoratra ny tenin'i Jeremia teo amin'ilay horonan-taratasy fotsiny izy.
Hoy izy ireo taminy fa izy sy Jeremia dia mila miafina ary miteny amin'iza na amin'iza izay misy azy ireo.