plt_tq/jer/35/05.md

12 lines
658 B
Markdown

# Ahoana no namalian'ireo foko Rekabita rehefa notolorana divay ho sotroina izy ireo?
Rehefa notolorana ilay divay ho sotroina ireo Rekabita dia nandà tsy hisotro izany izy ireo.
# Inona no antony nandàvan'ireo Rekabita tsy hisotro ilay divay?
Ireo Rekabita dia nandà tsy hisotro rehefa divay, satria ireo razamben'izy ireo, Jonabada zanaka lahin'i Rekaba, dia nandidy azy ireo hoe: "aza misotro rehefa divay mandrakizay, ianareo sy ny taranakareo.
# Nahoana i Jonabada no nandidy ireo Rekabita tsy hanorina trano, tsy hamafy voa, na hamboly tanimboaloboka?
Nanome azy io didy io i Jonabada satria izy ireo dia natao hiaina ao anaty lay izy ireo.