plt_tq/jer/32/10.md

4 lines
274 B
Markdown

# Ahoana no nataon'i Jeremia mahakasika ilay fividianana ilay tany?
Nanao sonia ary nanisy tombo-kase ny taratasy famarotana i Jeremia, nadanja ny volafotsy teo amin'ny mizana, ary nanome ilay horonan-taratasy voatombo-kase tamin'i Baroka teo anatrehan'ireo vavolombelona.