plt_tq/jer/29/30.md

4 lines
168 B
Markdown

# Nahoana Yaveh no hanasazy an'i Semaia sy ireo taranany?
Hanao izany Izy satria i Semaia dia naminany lainga tamin'ireo olona ka hikomy hanohira an'i Yaveh izy ireo.