plt_tq/jer/29/15.md

4 lines
182 B
Markdown

# Inona no saika nanaon'i Yaveh ireo olona izay nijanona tao amin'ilay tanàna ary tsy lasa ho babo?
Nilaza Yaveh fa efa saika handefa sabatra, mosary ary aretina eo amin'izy ireo.