# Inona no tian'i Yaveh ho ataon'ny mpanjakan'ny Joda?
Tiany hihainon ny tenin'i Yaveh izy, mba hitondrana fahamarinana, ary hamonjena ireo nampahoriana.