plt_tq/jer/21/01.md

8 lines
264 B
Markdown

# Inona no nangatahan'i Pasora sy Zefania tamin'i Jeremia?
Nangataka azy mba hitady hevitra avy amin'i Yaveh izy ireo?
# Inona no nilan'izy ireo an'i Jeremia hitady soson-kevitra avy amin'i Yaveh,
Izy ireo dia nanantena an'i Yaveh hanao fahagagana ho azy ireo.