plt_tq/jer/18/05.md

4 lines
166 B
Markdown

# Inona no ho ataon'i Yaveh amin'ny firenena izay niala tamin'ny ratsy rehefa nandre ny fanambarany?
Hihazona ilay loza izay nokasainy ho entina teo amin'izany Izy.