plt_tq/jer/15/03.md

4 lines
174 B
Markdown

# Inona ireo zavatra efatra hitranga amin'ireo vahoaka?
Misy ny ho faty an'ady, misy ho tarihin'ireo alika, hoanin'ireo vorona ny sasany, ary hoanin'ireo bibidia ny sasany.