plt_tq/jer/09/01.md

12 lines
284 B
Markdown

# Nahoana no te hitomany ilay mpaminany?
Te hitomany izy satria maro tamin'ireo olony no maty.
# Nahoana no te handao ny vahoakany izy?
Te handao azy ireo izy satria izy ireo dia mpamadika sy mpijangajanga.
# Inona no nolazain'ireo olona mpanota?
Nilaza zavatra lainga izy ireo.