forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
439 B
Markdown
8 lines
439 B
Markdown
# Inona no tokony ataon'ireo olona ireo mba ahafahan'i Yaveh mamela azy ireo hipetraka eo amin'izany tany izany ihany?
|
|
|
|
Tokony hanova ny fanaony sy fombany ho tsara izy ireo amin'ny fanaovana ny marina.
|
|
|
|
# Inona no tsy tokony ataon'ireo olona ireo mba ahafahan'i Yaveh mamela azy ireo hipetraka eo amin'izany tany izany ihany?
|
|
|
|
Tsy tokony hanararoatra ireo osa na hamono ireo tsy manan-tsiny na koa hanompo andriamanitra sandoka izy ireo.
|